Dikan'ny teny : fanaboniana

Hampiditra dikany vaovao
1 (abony) a. : Fanolikolena, famitahana olona amin'ny teny mamy na tambitamby; fanabosiana, fanabontsinana, famangopangohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel