Dikan'ny teny : fanaborahana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Famborahana (boraka) a. : Famahana izay mifatotra na mifono Famborahana ny entana. ? H.o. : Filazana ny zavatra miafina ao am-po : Fanaborahana, famborahana tsiambaratelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel