Dikan'ny teny : fanabosiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (abosy) a. : Famitahana olona amin'ny teny mamy na tambitamby. ΒΆ M. h. : Fanaboniana, fandrisihana, fanolikolena, fanangolena, fandroboana, fanabontsinana, famangopangohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel