Dikan'ny teny : fanadina

Hampiditra dikany vaovao
1 (adina) a. : Fomba entina manadina : Tsy tiako ny fanadin-dRangahy io fa mandrahona sy mampitahotra izy, ? p.t.: Enti-milaza olona na zavatra azo adinina, azo an ontaniana; fanontany, fanantsafa : Tsy mba fanadina ampahibemaso ny zavatra tahaka izany, l'Y Koto al. ? Zavatra adinina matetika : 1-t? mambo ny maso it? ornanina fa io no fanadin-dRamose. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel