Dikan'ny teny : fanadinana

Hampiditra dikany vaovao
1 (adina) a. : Fanontaniana, fanantsafana : No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao ? ? Fakana am-bavany, famotorana : Naharitra adiny telo ny fanadinan'ny Kaomisera an'ilay mpisoloky. ? Fitsapana fahaizana : Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara. - F,-p, : Manala na maka fanadinana. / Afa-panad?nana : nahomby tamin'ny fanadinana nampanaovina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel