Dikan'ny teny : fanadinoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hadino) a. : Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa : Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin'ny fanahy na fo naratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel