Dikan'ny teny : fanafarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hafatra) a. : Fampanaovana zavatra olona Hadinony ny fanafarana anjanany ka tsy aisy tonga ireo olona saiha hasaina. 1 Fampakana, fividianana zavatra any lavitra : Sarotra ny fanafarana entana any am-pita. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel