Dikan'ny teny : fanafintohinana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tafintohina) a. : Antony mahatezitra. ? Fitarihana ny hafa hanao ratsy noho ny fahitany ny tena nanao io ratsy io : Loza ho an'izay hiauian'ny fanafintohinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel