Dikan'ny teny : fanafody

Hampiditra dikany vaovao
1 (fanafana ody) a. : Zavatra entina hanasitranana aretina, na sotroina, na ahosotra, na atsindrona, na trohina, na asisika, na evohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel