Dikan'ny teny : fanafohezana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fohy) a. : Fanaovana ho fohy : Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana. 1 Filazan-javatra amin' ny teny fohy : Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagas y, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel