Dikan'ny teny : fanahiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ahy) a. : Ahiahy Be loatra ny fanahian'ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin'ny fokontany. ? Tahotra, fahatahorana : Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara am bina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel