Dikan'ny teny : fanaingana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ainga) a. : Fibatana ho ambonimbony kokoa : Tsy uitako ny fanaingana io vota io. 1 H.o. : Fitaomana, fanentanana : Nikoizana ny fanaingan-dRakoto ny mpitokona hiasa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel