Dikan'ny teny : fanairana

Hampiditra dikany vaovao
1 (taitra) a. : Famohazana : Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo. ~ Fampitahorana tampoka : Ny fanairanao azy tamin'iny biby iny no nankarary ny zanako. 1 Fanabatabana ny saina tampoka:Nandraiki-narary aho tamin'ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel