Dikan'ny teny : fanakalozana

Hampiditra dikany vaovao
1 (takalo) o. : Fanoloana : Nisy fanakalozana sambobelona tamin'ny tafika roa tonta. •Fanoloana ho vola madinika : Tsy mbola mahay fanakalozam-bola io zaza io ka aza atao ao am-pivarotana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel