Dikan'ny teny : fanaketrahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ketraka) a Fanagedragedrana : Mora ve ny fanaketrahana ny tadintsipika ! ~ Fanalefahana : Fanafody fanaketrahan-kozatra it9. ? Fanakiviana : Mazàna no fanaketrohana ny herimpo ny tsy fahombiazana miverimberina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel