Dikan'ny teny : fanakobana

Hampiditra dikany vaovao
1 (koba) a. : Fanaovana zavatra ho mohaka ma lemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray. Ahitsio
2 (koba) a. : Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony. ? p. t. : Azo kobanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel