Dikan'ny teny : fanakobanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kobana) a. :Fanatsikebonana ny rano ka miloatra ny loto; fanetsiketsehana, fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio; fampivontosana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel