Dikan'ny teny : fanakotrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kotrana) a. : Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana. Ahitsio
2 (kotra) a : Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana, fanimbana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel