Dikan'ny teny : fanakovilavila

Hampiditra dikany vaovao
1 (kovilavila) a : Fomba entina manakovilavila, izany hoe manao tarehy ratsy, na mampandeha tsy mahitsy tsara fa mivilambilana be ihany na manakovilivily (sandry) rehefa mande-ha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel