Dikan'ny teny : fanala

Hampiditra dikany vaovao
1 (ala) a. : Fomba entina manala, manesotra. ~ P. t. : Azo alana, azo esorina : Tsy fanala ny harato roha tsy efa mitohy tsars ny taolana tapaka. Ahitsio
2 Fanalana a. : Asa marika, fanesorana isa kely amin'ny isa Inhibe noho izy : Firy ny valin'ny fanalana te-Io ambin'ny folo amin'ny roapolo ! Ahitsio
3 a. : Jiro voafefy fitaratra miaro azy amin'ny rivotra. Ahitsio
4 a. : Ranonando man-dry hita mivaingana fotsifotsy kely eny an-tendron'ny ahitra na miendrika tranonkala eny am-potony. • Hatsiaka fatratra : Matin'ny fanala ny tsaramasonay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel