Dikan'ny teny : fanalalahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (lalaka) o. : Fanabeazana sakana, velarana : Tery ny lalana mankany aminay ha voatery nikarahara ny fanalalahana azy ny fokontany. ~ Fanalehibeazana, fanitarana : Mihevitra ny fanalalahana ny tranony Rakoto fa mitombo mitombo ihany ny zanany. 1 Fanasiana elanelana : Asio fanalalahana ireto dabilio ireto fa tsy miss, handehanana. 1 Fanaketrahana : Tsy tokony hisy fanalalahana mihitsy ny fitsipiky ny Fikambanantsika sao tafiditra mora ao ny olona tsy dia manao ahoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel