Dikan'ny teny : fanalampiery

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fangalam-piery a. : Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray ; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe : afa-po, ary dia miseho amin'izay kosa ilay niery. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel