Dikan'ny teny : fanalana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ala) a. : Fanesorana : Tsy nankasitrahan'ny olona ny fanalana ilay mpampianatra. Ahitsio
2 na Fangalana a. : Fanesorana isa iray amin'ny isa lehibe noho izy : Efa mahay fanalana (na fangalana) ny zafikeliko vao efa-taona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel