Dikan'ny teny : fanamainan-tsoratra

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Karazan-taratasy mifo-drano anamainana ny soratra vao avy nosoratana tamin'ny ranomainty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel