Dikan'ny teny : fanambadiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vady) a. : Fikambanan'ny lehilahy sy vehivavy mifanaiky hiara-kanorina tokantrano araka ny lalàna sy ny fomban-tany mba hahazo taranaka. (Amin'ny Malagasy, ny fanambadiana dia misy dingana efatra : ny fisehoana na fiantranoana, ny fangatahana, ny fanateram-bodiondry ary ny fampakarana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel