Dikan'ny teny : fanambarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ambara) a. : Filazana zavatra mbola niafina hatramin'izay : Fanambarana ny tetika nataon'ireo oion-d rats y. 1 Filazana vaovao lehibe ampahibemaso : Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam peo ny Filohan'ny Nosy. Ahitsio
2 (tambatra) a. Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana : Ataouy ny fanambarana ireto isa ireto : 125, 46, 229. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel