Dikan'ny teny : fanamby

Hampiditra dikany vaovao
1 (tamby) a. : Fomba entina manamby, manakarama. ? Fanekena ifanaovan' olona roa na maro izay samy manana ny filazany avy momba ny zavatra iray, ka izay voaporofo fa manana ny diso dia manome vola na manao zavatra ho an'ilay nana-na ny marina : Andeha hanao fanamby isika fa amin' ny telo no ho tonga ny fiaramanidina fa tsy amin'ny dimy. 1 Ny vola omena amin'io fanekena io raha resy : Ohatrinona ny fanombintsika fa tsy maintsy ho afa-panadinana ahof • p,t. Azo tambazana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel