Dikan'ny teny : fanamiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (amy) a : Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr'ilay mitondra azy ary fitondra amin'ny andro malaza : Nanao ny fanamiany mareuaka ny mpiasam-panjakana ambony ta-min 'Ray fanasan'ny Filohan'ny Nosy. ~ Karazan' akanjo manokana ho an'ny antokon' olona iray : Misy sarin'elatra ny fanamian'ny mpamory fiaramanidina, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel