Dikan'ny teny : fanampiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ampy) a. : Vonjy, famonjena. • Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin'ny a-sa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomanY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel