Dikan'ny teny : fanampohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tampoka) a. Fanatratrarana tampoka, fahatongavana tsy nampoizina: Tsy hadinon'ny mpianatra ilay fanampohan-dRamose azy ireo indray andro izay. Ahitsio
2 (tampoka) a, : Fanampiana rano : Raina indraindray ny fanampohona rano ny divay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel