Dikan'ny teny : fananana

Hampiditra dikany vaovao
1 (anana) a. : Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana... ; harena. Ahitsio
2 (hana) a. : Fakan na fisamboram-bola misy zanany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel