Dikan'ny teny : fananda

Hampiditra dikany vaovao
1 (sanda) p,t. Azo anomezana sandany (na vola omena amboniny amin'ny varotra na takalo ifanaovana raha toa ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana) : Tsy fananda ny varotra toy izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel