Dikan'ny teny : fanandrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (andrana) a.: F omba entina manandrana, mitsapa mialoha. ? p.t. : Azo and-ralluma : Tsy fanandrana ny fahafatesana. Ahitsio
2 (tondra) a. : Fanongotana amin' ny tandra. Ahitsio
3 (tondra) a. : Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa amantsara ho azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel