Dikan'ny teny : fananganana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsangana) a. Fanarenana zavatraamin'ny haavony : Tsy sarotra akory ny fananganana io sarivongana nianjera io. ? Fampijoroana : Tsy mora velively ny fananganan-trano, indrindra amin'izao andro izao. ? Fametrahana zavatra amin'ny toerana avo mba hahitana azy : Alohan'ny fidirana no fananganana ny saino. ? Filazana olona eo anatrehan'ny fanjakana, na ny fokonolona taloha, ho toy ny zanaka ma-haro mandova : Zaua-dehibe amin'ny Malagasy ny fananganan-jaza. (Ny fanangananjaza taloha dia nandoavana ny hasin'andriana sY nY orfmbaton'ny fokonolona, izay vavolombelona afaka manamarina ny fananganana noho izy nanatri-maso; ankehitriny ny fananganan-jaza dia soratana amin'ny bokimpanjakana eo anatrehan'ny vavolombelona). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel