Dikan'ny teny : fanankinana

Hampiditra dikany vaovao
1 (anhina) a. : Zavatra atao tohan'ny zavatra hafa iray : Ny rindrina mazàna rio fanankinana ny sahafa. * Olona ananana fitokiana na ametrahana fikarakarana olona...: Olona mahatoky tahaka azy no fanankinanay ny ankizy rehefa tsy etolzahay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel