Dikan'ny teny : fanantana

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Hazo fisaka marani-bava ohatra ny lelantsy, izay andonana ny kofehy fahantenona roba hampikitroka tsara ny mason-tenona. Ankamantatra : Mivelatra ilay Malemy ka midoboka Raotozofy (ny tenon sy ny fanantan), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel