Dikan'ny teny : fanao

Hampiditra dikany vaovao
1 (tao) a.: Fomba entina manao: Izao no fanao mofo ramanonaka. ? Fomba arahina mahazatra: Samy manana ny fanaony ny firenena rehetra. ? p.t.: Azo atao: Tsy fanao akanjo ny taratasy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel