Dikan'ny teny : fanapahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tapaka) a. : Fizarana (zavatra) roa misaxaka tsara Fanapahana mofo. ? Fiatoana, fijanonana : Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataououonana, ? Fandidiana : An'ny lehiben'ny fokontany ny fanapahana ny amin'izany. ? Tsy fahatongavana hiasa : Noho ny fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel