Dikan'ny teny : fanaparitaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (paritaka) a. Fomba entina manaparitaka, manely tsy misy kitotony. ? p. t, : Azo aparitaka, tokony haparitaka : Tsy fanaparitaka ny vaovao tahaka izany. fanapasahana (pasaka) a. : Famakivakiana ho potipotika kely maro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel