Dikan'ny teny : fanaperana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tapitra) a. : Famitana, fandoavana (vola) hatramin'ny farany : Anio no fanaperana ny trosanoo. ? a. $y p.t. : Tsy fisian-kilemana haratsiana hotsinina na kely akory aza; vita tomombana, tanteraka : TsY misy hokianina ny hiran'ny ankizy anikeheo, tena fanaperana marina. ΒΆ M.h. : Tomombana, tanteraka, lavorary, safatsiroa, tokana aman-tanY, tsy roa aman-tany, tapitra ohatra, tapitra efatra, tsy misy toa azy, tsy manan-tsahala, tsY manam-paharoa, tonga lafatra, ary fenitra,farafaramPonY, baka lany sahaza, tsy misy tomika, maty paika, mangidy vato, lani-datsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel