Dikan'ny teny : fanaronana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarono) o. : Fandrakofana : Fanoronana ny akoho mikotrika. ~ Fanafenana : Ratsy ny fanaronana ny marina. ~ Fanatratrarana: Nigagana ny fanaronan'ny polisy ireo mpangalatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel