Dikan'ny teny : fanasa

Hampiditra dikany vaovao
1 (sasa) a. : Fomba entina manasa, manadio amin' ny rano. ? p, t. : Azo sasana. Ahitsio
2 (asa) a. : Fomba entina manasa, miangavy am-panajana mba ho tonga hisakafo na hanatrika lanonana iray.1 p,t. : Azo asaina. Ahitsio
3 (asa) a. : Fomba entina manasa, mandranitra, mandrangitra fitaovam-piasana dombo. ~ p.t. : Azo asaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel