Dikan'ny teny : fanasana

Hampiditra dikany vaovao
1 (asa) a. : Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin'ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handd ny fanasako ianao noho ny fifankatiouan tsika. 1 Sasa: Fanadiovana mba hialan'ny loto : Anio no fanasan'ny kilasimandry lamba. ~ Asa: Fandranitana fiasana : Vatoasana no fanasana ny antsy. 1 Fanasan'ny Tompo : (fiv. prot.) Fihinanana ny mofo fahatsiarovana ny nataon'i Kristy tamin'Izy nizara tamin'ny mpianany ny mofo nolazainy hoe vatany indray andro talohan'ny nahafatesany : Mandray fanasan'ny Tompo. Ahitsio
2 Fanasam-be (asa) a.: Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel