Dikan'ny teny : fanasina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hasina) a, : Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny tany sy ny fanjakana : Toy izao no fanasina Andria-na. • p.t. : Azo hasinina, mendrika hohasinina : Ny mpanjaka ihany no fanasina. Ahitsio
2 (hasina) a : Fomba entina manasina, mamoly, manady. ~ p.t. : Azo ahasina : Fanasina na landihazo. 1 a.: Fomba entina manasina, manakivilivily, mandrotsirotsy : Toy izao no fanasina ny zozo voky loatra. *p.& : Azo akivilivily, azo rotsirotsina. Ahitsio
3 (hasina) a. : Sira : lanareo no fanasin'ny tany, hoy i Kristy tamin'ny mpianony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel