Dikan'ny teny : fanasitiliana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sitily) a, : Fampanjariana ho rano, amin'ny alalan'ny lalambika, ny etona avy amin'ny zavatra tenehina, ka anaovana ranomanitra na ireo karazan-toaka mahery (lalikera) samihafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel