Dikan'ny teny : fanatakobahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tokobaka)a.: Fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano, fanakobanana; fanetsiketsehana na fanaovana izay hampikobana ny rano ao anaty tavy na fitoerandrano hafa, fampikobanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel