Dikan'ny teny : fanatambina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tambina) a. Fomba entina manatambina, manisy tambiny, manampy. 1 p,t. : Azo tambinana, am piana lava izao. Fanetambinana (tambiny) Fanasiana tambiny. Fanatambolavola (tambolauo la) a; Fomba entina mana tambolavola, manome endri ka boribory, manao boribo ry, mamolavola. Fanatambolavolana (tambola vola) a. : Fanaovana ho bori bory,famolavolàna. Fanatambolenana (tambolino) a. : Fampisangodinana. Fanatambolina (tambolina) a: Fomba entina manatamboli na, mampisangodina. Fanatambongana (tombonga na) o. : Fomba entina mana tambongana, mampitamba tra mivongambongana. Fanatambonganana (tambon gana) a. : Fampitambatam barana mivongambongana. Fanatambororotana (tain bora ro tro) o. : Fampiriotana mi dina, fanakororosiana hanka min'ny ambany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel