Dikan'ny teny : fanatanjahan-tena

Hampiditra dikany vaovao
1 a : Fitambaran' ixeo fampiasan-tena isan-karazany : fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, ans... mba hanatanjahana, hanamafisana ny te-na. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel