Dikan'ny teny : fandevonana

Hampiditra dikany hafa
(levona) a.: Fanafonganana, fanafoanana: Fandeuonana ny firenena ny famelana ny toaka hitobaka eran'ny tany sy ny fanjakana. 1 Fanimbana: Tsy ekeko izao fandevonana ny voninkazoko izao. / Fandringanana, fandripahana: Henemana monja ny fandeuonan'ny tafiky ry zareo ny fahavalony. 1 Fampanjariana ho fofona, etona. ranony...: Hain-8ana ny fandeuonana ny siramamy ao anaty rano. 1 Fampanjariana ho zavatra mahavelona ny tena: Maharitra adiny roa na telo eo ho eo ny fandeuonana ny sakafo hanintsika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0052