Dikan'ny teny : fandrao

Hampiditra dikany vaovao
1 ppt. feh.: Teny entina milaza fanahiana na tahotra. ΒΆ M,h.: Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin'i dada ny mpampianatra anay, Ahitsio
2 ppt. feh.: Sao dia, andrao, fandrao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel